Bal Kabosi-Rossy
DOLBY 杜比全景声 下载
臻品母带 下载
臻品全景声 下载
臻品音质
HIRES Hi-Res 下载
FLAC 无损flac 百度云网盘下载
APE 无损ape 格式下载
320MP3 极高mp3 歌曲下载
128MP3 标准mp3 百度网盘下载
192OGG 较高ogg 下载
192AAC 较高aac 下载
96AAC 标准aac 百度云下载
Loading...
TXT Bal Kabosi-Rossy 文本歌词
Mitora-jofo nama, bal kabôsy
Ts'isy barofy nama, bal kabôsy
Kilonga mila midansy, bal kabôsy
Baly misy ambiansy, bal kabôsy
Ts'isy slow nama, bal kabôsy
Tsapika avo nama, bal kabôsy
Ts'isy kiantratratratra, bal kabôsy
Samy miala tsy maratra, bal kabôsy
Tsy miandry izay orkestra tsy ho hita,
Kabôsy sy paipaika dia vita
Na misy na tsy misy partinera
Komansy avao ny baly rehefa lera
Dia manovokovoke
Miakatra ny vovoke
Mitapôlapôlake
Mandihy folapôlake
Isika ho any hi-boum(2)
Isika ho any hikôty sipa.
Mahamena volo nama, bal kabôsy
Manetsin'oro nama, bal kabôsy
Tsy dia misy depansy, bal kabôsy
Nefa ao ny ambiansy, bal kabôsy
Ao ny tsy manam-bady nama, bal kabôsy
Ao no mitady nama, bal kabôsy
Ndeha hanjengy ampelasoa, bal kabôsy
Na bandy bôgôsy koa, bal kabôsy
Tsy miandry elektrô na kasety
Kabôsy sy paipaika dia mety
Mangotraka ny baly na dia hoe
Ampela iray, lehilahy be dia be
Dia manovokovoke
Miakatra ny vovoke
Mitapôlapôlake
Mandihy gisa fôlake
Isika ho any hi-boum(2)
Isika ho any hikôty sipa.
Izy io dia jazzy nama, bal kabôsy
Izay mandeha hoazy nama, bal kabôsy
Tsy mila mianatra dansy, bal kabôsy
Dia efa misy ambiansy, bal kabôsy
Jeux de lumières nama, bal kabôsy
Dia la poussières nama, bal kabôsy
Manafo lahy tsy mijery, bal kabôsy
Izay no jenjin'ny sery, bal kabôsy
Tsy miandry izay pile sy courant tsy hanaikitra
Kabôsy sy boîte-na Nestlé da raikitra
Indray andro any ity bal kabôsy ity
Hiakatra an-tsehatra andeha amin'ny boîte de nuit
Be ny hanovokovoka e
Hitapôlapôlaka e
Sy hitako hitapôlaka(2)
hitako hitapô ny sipa.
Bal Kabosi-Rossy 推荐歌曲
Gasy'Car (Tsarabest of Rossy)专辑下载
(2002-10-01)